- 
	                        
            
            1 Mpanjaka 2:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
3 Ankatoavy i Jehovah Andriamanitrao ka mandehana amin’ny lalana atorony,+ ary tandremo ny lalàny sy ny didiny sy ny didim-pitsarany+ ary ny fampahatsiahivany, araka izay voasoratra ao amin’ny lalàn’i Mosesy.+ Amin’izay dia ho malina ianao amin’izay rehetra hataonao sy any amin’izay rehetra halehanao,
 
 -