FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 20:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Namaly an’i Saoly rainy anefa i Jonatana hoe: “Nahoana izy no tokony hovonoina ho faty?+ Fa inona no nataony?”+

  • 1 Samoela 22:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy ny navalin’i Ahimeleka ny mpanjaka: “Iza amin’ny mpanomponao rehetra moa no mendri-pitokisana+ tahaka an’i Davida,+ izay vinantolahin’ny mpanjaka+ sady lehiben’ny mpiaro anao ary hajaina ao an-tranonao?+

  • Ohabolana 31:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Aoka ianao hisoka-bava, ka hitsara araka ny rariny ary hiady ho an’ny ory sy ny mahantra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara