Salamo 69:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Maro noho ny volon-dohako ireo mankahala ahy tsy amin’antony.+Be dia be no mitady hampangina ahy, ka mitsangan-ko fahavaloko tsy amin’antony.+Voatery nanolo zavatra tsy nangalariko aho. Jaona 15:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa mitranga izany mba hahatanteraka ny teny voasoratra ao amin’ny Lalàna hoe: ‘Mankahala ahy tsy amin’antony izy ireo.’+
4 Maro noho ny volon-dohako ireo mankahala ahy tsy amin’antony.+Be dia be no mitady hampangina ahy, ka mitsangan-ko fahavaloko tsy amin’antony.+Voatery nanolo zavatra tsy nangalariko aho.
25 Fa mitranga izany mba hahatanteraka ny teny voasoratra ao amin’ny Lalàna hoe: ‘Mankahala ahy tsy amin’antony izy ireo.’+