6 Rehefa tonga tao amin’i Davida i Mefiboseta zanak’i Jonatana zanak’i Saoly, dia niondrika ka niankohoka.+ Ary hoy i Davida: “Mefiboseta!” Dia hoy izy: “Intỳ ny mpanomponao.”
4 Ary hoy ny mpanjaka: “Anao ny zava-drehetra izay an’i Mefiboseta.”+ Dia hoy i Ziba: “Miankohoka+ eto anatrehanao aho. Aoka hahazo sitraka aminao aho, ry mpanjaka tompoko.”