2 Samoela 13:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hoy anefa ny mpanjaka tamin’i Absaloma: “Tsia, anaka! Aoka re tsy handeha izahay rehetra, sao ho enta-mavesatra ho anao.” Na dia niangavy azy fatratra+ aza i Absaloma, dia tsy nety nandeha izy, fa nitso-drano+ azy. 2 Samoela 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hoy anefa i Davida taminy: “Raha miampita miaraka amiko ianao, dia ho enta-mavesatra ho ahy.+
25 Hoy anefa ny mpanjaka tamin’i Absaloma: “Tsia, anaka! Aoka re tsy handeha izahay rehetra, sao ho enta-mavesatra ho anao.” Na dia niangavy azy fatratra+ aza i Absaloma, dia tsy nety nandeha izy, fa nitso-drano+ azy.