1 Mpanjaka 14:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary nisy ady foana teo amin’i Rehoboama sy Jeroboama.+ 1 Mpanjaka 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nisy ady teo amin’i Asa sy Basa+ mpanjakan’ny Israely, nandritra ny androm-piainan’izy ireo.