36 Fa homeko foko iray ny zanany, mba hisy jiro ho an’i Davida mpanompoko foana eo anatrehako, any Jerosalema,+ ilay tanàna nofidiko ho ahy mba hametrahana ny anarako.+
4 Fa noho ny amin’i Davida+ no nanomezan’i Jehovah Andriamaniny azy jiro+ tany Jerosalema, ka nanendreny an-janany handimby azy sy nampaharetany an’i Jerosalema.+