Deoteronomia 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tandremo anefa sao hadinoinao+ i Jehovah Andriamanitrao, ka tsy ankatoavinao ny didiny sy ny didim-pitsarany ary ny lalàny, izay andidiako anao anio.+ Salamo 18:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Eo anatrehako ny didim-pitsarany rehetra,+Ary tsy mba hiala amin’ny lalàny aho.+
11 Tandremo anefa sao hadinoinao+ i Jehovah Andriamanitrao, ka tsy ankatoavinao ny didiny sy ny didim-pitsarany ary ny lalàny, izay andidiako anao anio.+