Joba 34:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa tonga hatrany aminy ny fitarainan’ny olona ambany,Ary reny ny fitarainan’ny ory.+ Zefania 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hamelako olona manetry tena sy tsy mieboebo eo aminao.+ Ary ny anaran’i Jehovah no hialofany.+