Salamo 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Madio ny tenin’i Jehovah,+Toy ny volafotsy voadio eo amin’ny fatana fandrendrehana anaty tany, eny, voadio impito. Salamo 119:140 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 140 Madio tsara toy ny metaly voadio ny teninao,+Ka tian’ny mpanomponao.+ Ohabolana 30:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Madio toy ny metaly voadio daholo ny teny nolazain’Andriamanitra.+ Ampingan’izay mialoka aminy Izy.+
6 Madio ny tenin’i Jehovah,+Toy ny volafotsy voadio eo amin’ny fatana fandrendrehana anaty tany, eny, voadio impito.
5 Madio toy ny metaly voadio daholo ny teny nolazain’Andriamanitra.+ Ampingan’izay mialoka aminy Izy.+