1 Tantara 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Niavaka kokoa noho ireo telopolo lahy izy, nefa tsy tonga tamin’ny laharam-boninahitr’ireo telo lahy voalohany na izany aza.+ Notendren’i Davida ho lehiben’ny mpiaro azy anefa izy.+
25 Niavaka kokoa noho ireo telopolo lahy izy, nefa tsy tonga tamin’ny laharam-boninahitr’ireo telo lahy voalohany na izany aza.+ Notendren’i Davida ho lehiben’ny mpiaro azy anefa izy.+