1 Tantara 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 I Benaia+ Piratonita, taranak’i Efraima,+ no fahiraika ambin’ny folo ho an’ny volana fahiraika ambin’ny folo. Efatra arivo sy roa alina no tao amin’ny antoko-miaramilany.
14 I Benaia+ Piratonita, taranak’i Efraima,+ no fahiraika ambin’ny folo ho an’ny volana fahiraika ambin’ny folo. Efatra arivo sy roa alina no tao amin’ny antoko-miaramilany.