25 Ary raha manorina alitara vato ho ahy ianao, dia aza atao amin’ny vato voapaika izany, fa hanazimbazimba azy ianao raha mampiasa fandraka hanaovana azy.+
26 Dia nanorina alitara+ ho an’i Jehovah teo i Davida, ka nanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Ary niantso an’i Jehovah izy,+ ka novaliany tamin’ny afo+ avy tany an-danitra, dia afo nilatsaka teo ambony alitaran’ny fanatitra dorana.