FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa hoy indray i Abnera tamin’i Asahela: “Efa hoe mivilia fa aza manaraka ahy, sao hasiako ianao ka ho faty hiampatra amin’ny tany.+ Dia hataoko ahoana no fijery an’i Joaba rahalahinao?”

  • 2 Samoela 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tsy nety nivily mihitsy anefa izy. Koa nasian’i Abnera tamin’ny vodilefona ny kibony,+ ka niboroaka teo andamosiny ny lefona. Dia lavo teo izy ka maty teo amin’izay nisy azy. Ary nijanona izay rehetra tonga teo amin’ilay toerana nahalavoan’i Asahela sy nahafatesany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara