FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hoy Andriamanitra: “Fa inona no nataonao? Injay fa miantsoantso mitaraina amiko avy amin’ny tany ny ran’ny rahalahinao.+

  • Genesisy 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona.

  • Eksodosy 21:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Izay mamely olona ka mahafaty azy, dia tsy maintsy vonoina ho faty.+

  • Nomery 35:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 na fandrafiana no namelezana azy tamin’ny tanana mba hahafaty azy, dia tsy maintsy vonoina ho faty ilay namely. Mpamono olona izy. Hamono azy ho faty ny mpamaly ra, rehefa sendra azy.+

  • Nomery 35:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “‘Aza mandoto ny tany onenanareo. Mandoto ny tany mantsy ny ra.+ Ary tsy misy fandrakofam-pahotana ho an’ny tany raha misy ra nalatsaka teo aminy, afa-tsy ny ran’izay nandatsaka izany ihany.+

  • Deoteronomia 21:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hesorinao tsy ho eo aminao ny fanamelohana ho nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny,+ satria hanao izay mahitsy eo imason’i Jehovah+ ianao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara