Ohabolana 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy ho afa-maina ny vavolombelona sandoka fa ho voasazy,+ ary tsy ho afa-miala izay mandainga.+ Ohabolana 21:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ho faty ny vavolombelona mandainga,+ fa izay mihaino kosa hanan-kolazaina mandrakizay.+