1 Samoela 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hatramin’ny andro nametrahana an’ilay Vata tao Kiriata-jearima, dia andro maro no lasa, ka nahatratra roapolo taona izany. Ary nitomany ny taranak’Israely manontolo ka nitady an’i Jehovah.+
2 Hatramin’ny andro nametrahana an’ilay Vata tao Kiriata-jearima, dia andro maro no lasa, ka nahatratra roapolo taona izany. Ary nitomany ny taranak’Israely manontolo ka nitady an’i Jehovah.+