1 Tantara 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nirehitra tamin’i Oza ny fahatezeran’i Jehovah, dia novonoiny izy satria nanatsotra ny tanany ka nihazona an’ilay Vata.+ Dia maty teo izy, teo anatrehan’Andriamanitra.+
10 Koa nirehitra tamin’i Oza ny fahatezeran’i Jehovah, dia novonoiny izy satria nanatsotra ny tanany ka nihazona an’ilay Vata.+ Dia maty teo izy, teo anatrehan’Andriamanitra.+