Genesisy 49:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Ary ianao, ry Joda,+ hoderain’ny rahalahinao ianao.+ Ny tananao ho eo amin’ny hatoky ny fahavalonao.+ Ary hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao.+ 1 Samoela 30:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa tonga tao Ziklaga i Davida, dia nandefasany tamin’ny zavatra azo babo ireo namany+ anti-panahin’i Joda, ka hoy izy: “Ity misy fanomezana+ ho fisaorana anareo, avy amin’ny zavatra azo babo tamin’ny fahavalon’i Jehovah.”
8 “Ary ianao, ry Joda,+ hoderain’ny rahalahinao ianao.+ Ny tananao ho eo amin’ny hatoky ny fahavalonao.+ Ary hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao.+
26 Rehefa tonga tao Ziklaga i Davida, dia nandefasany tamin’ny zavatra azo babo ireo namany+ anti-panahin’i Joda, ka hoy izy: “Ity misy fanomezana+ ho fisaorana anareo, avy amin’ny zavatra azo babo tamin’ny fahavalon’i Jehovah.”