14 Ary nipetraka telo volana tao amin’ny ankohonan’i Obeda-edoma tao an-tranony,+ ny Vata masin’Andriamanitra. Dia notahin’i+ Jehovah foana ny ankohonan’i Obeda-edoma sy izay rehetra azy.
25 Dia nandeha i Davida+ sy ny anti-panahin’ny Israely+ ary ny lehiben’ny+ arivo, mba hampiakatra amim-pifaliana+ ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, ka haka azy io ao an-tranon’i Obeda-edoma.+