1 Tantara 15:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary rehefa nampian’Andriamanitra+ ny Levita izay nilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, dia nanao sorona vantotr’ombilahy fito sy ondrilahy fito izy ireo.+
26 Ary rehefa nampian’Andriamanitra+ ny Levita izay nilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, dia nanao sorona vantotr’ombilahy fito sy ondrilahy fito izy ireo.+