12Ary nirahin’i Jehovah ho any amin’i Davida i Natana.+ Dia tonga tany aminy izy,+ ka niteny hoe: “Nisy lehilahy roa tao amin’ny tanàna iray, ka ny iray manankarena, ary ny iray mahantra.
29 Ary ny tantaran’i Davida Mpanjaka, na ny voalohany na ny farany, dia voarakitra ao amin’izay nosoratan’i Samoela mpahita+ sy Natana+ mpaminany ary Gada+ mpahita fahitana.