2 Samoela 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny alin’iny, dia tonga tamin’i Natana ny tenin’i+ Jehovah, nanao hoe: 1 Tantara 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa niresaka tamin’i Davida araka izany teny sy fahitana rehetra izany i Natana.+ 2 Petera 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 satria tsy avy tamin’ny sitrapon’olombelona na oviana na oviana ny faminaniana,+ fa avy tamin’Andriamanitra kosa no nitenenan’ny olona,+ araka izay nitarihan’ny fanahy masina azy.+
21 satria tsy avy tamin’ny sitrapon’olombelona na oviana na oviana ny faminaniana,+ fa avy tamin’Andriamanitra kosa no nitenenan’ny olona,+ araka izay nitarihan’ny fanahy masina azy.+