Eksodosy 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+ 1 Samoela 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsy misy masina tahaka an’i Jehovah, satria tsy misy Andriamanitra ankoatra anao,+Ary tsy misy vatolampy tahaka ny Andriamanitsika.+ 1 Tantara 17:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa tsy misy tahaka anao, Jehovah ô!+ Ary tsy misy Andriamanitra ankoatra anao+ amin’izay rehetra efa renay. Salamo 83:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+ Salamo 89:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa iza any an-danitra no afaka mifampitaha amin’i Jehovah?+Iza amin’ireo zanak’Andriamanitra no mitovy amin’i Jehovah?+ Jeremia 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy misy toa anao mihitsy, Jehovah ô!+ Lehibe ianao, ary be voninahitra sy mahery ny anaranao.+
11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+
2 Tsy misy masina tahaka an’i Jehovah, satria tsy misy Andriamanitra ankoatra anao,+Ary tsy misy vatolampy tahaka ny Andriamanitsika.+
20 Fa tsy misy tahaka anao, Jehovah ô!+ Ary tsy misy Andriamanitra ankoatra anao+ amin’izay rehetra efa renay.
18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+
6 Fa iza any an-danitra no afaka mifampitaha amin’i Jehovah?+Iza amin’ireo zanak’Andriamanitra no mitovy amin’i Jehovah?+