1 Tantara 17:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa ianao Andriamanitro ô, no nampahafantatra ny mpanomponao ny fikasanao hanome taranaka ho azy.+ Izany no mahatonga ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao. Salamo 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Handre ny fitalahoan’ny mpandefitra ianao+ Jehovah ô,Ary hampiomana ny fony.+Hanongilan-tsofina hihaino ianao,+
25 Fa ianao Andriamanitro ô, no nampahafantatra ny mpanomponao ny fikasanao hanome taranaka ho azy.+ Izany no mahatonga ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.
17 Handre ny fitalahoan’ny mpandefitra ianao+ Jehovah ô,Ary hampiomana ny fony.+Hanongilan-tsofina hihaino ianao,+