1 Tantara 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nametraka toby miaramila tany Damaskosin’i+ Syria i Davida. Dia lasa mpanompony ny Syrianina, ka nandoa hetra taminy.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+
6 Ary nametraka toby miaramila tany Damaskosin’i+ Syria i Davida. Dia lasa mpanompony ny Syrianina, ka nandoa hetra taminy.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+