2 Samoela 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary i Joaba no lehiben’ny tafika+ manontolon’ny Israely; Benaia+ zanak’i Joiada+ no lehiben’ny Keretita+ sy ny Peletita;+ 1 Tantara 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa hoy i Davida: “Izay mamely+ voalohany an’ireo Jebosita, dia ho lehiben’ny tafika sy ho andriana.” I Joaba+ zanak’i Zeroia no niakatra voalohany, ka izy no lasa lehiben’ny tafika.
23 Ary i Joaba no lehiben’ny tafika+ manontolon’ny Israely; Benaia+ zanak’i Joiada+ no lehiben’ny Keretita+ sy ny Peletita;+
6 Koa hoy i Davida: “Izay mamely+ voalohany an’ireo Jebosita, dia ho lehiben’ny tafika sy ho andriana.” I Joaba+ zanak’i Zeroia no niakatra voalohany, ka izy no lasa lehiben’ny tafika.