Genesisy 24:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Ary namoaka zavatra vita tamin’ny volafotsy sy zavatra vita tamin’ny volamena ary akanjo ilay mpanompo, ka nomeny an’i Rebeka. Ary nomeny zava-tsarobidy koa ny anadahiny sy ny reniny.+
53 Ary namoaka zavatra vita tamin’ny volafotsy sy zavatra vita tamin’ny volamena ary akanjo ilay mpanompo, ka nomeny an’i Rebeka. Ary nomeny zava-tsarobidy koa ny anadahiny sy ny reniny.+