2 Samoela 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa tonga hanampy an’i Hadadezera mpanjakan’i Zoba ny Syrianina avy any Damaskosy,+ dia nahafatesan’i Davida roa arivo sy roa alina izy ireo.+ 1 Tantara 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hitan’ny taranak’i Amona fa nanjary halan’i+ Davida izy ireo. Koa nandefa talenta volafotsy+ arivo i Hanona+ sy ny taranak’i Amona, mba hanakaramana kalesin’ady+ sy mpitaingin-tsoavaly avy any Mezopotamia sy Arama-maka+ ary Zoba.+
5 Rehefa tonga hanampy an’i Hadadezera mpanjakan’i Zoba ny Syrianina avy any Damaskosy,+ dia nahafatesan’i Davida roa arivo sy roa alina izy ireo.+
6 Dia hitan’ny taranak’i Amona fa nanjary halan’i+ Davida izy ireo. Koa nandefa talenta volafotsy+ arivo i Hanona+ sy ny taranak’i Amona, mba hanakaramana kalesin’ady+ sy mpitaingin-tsoavaly avy any Mezopotamia sy Arama-maka+ ary Zoba.+