Genesisy 10:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary i Kanana niteraka an’i Sidona+ lahimatoany sy Heta,+ Genesisy 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 sy ny Hetita+ sy ny Perizita+ sy ny Refaima+ Deoteronomia 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 fa tsy maintsy haringanao tanteraka ny Hetita sy ny Amorita, ny Kananita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao,
17 fa tsy maintsy haringanao tanteraka ny Hetita sy ny Amorita, ny Kananita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao,