Genesisy 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia tonga teo amin’i Abimeleka tao amin’ny nofy Andriamanitra tamin’ny alina, ka niteny hoe: “Ho faty ianao noho ny amin’io vehivavy nalainao io.+ Efa misy tompony mantsy izy, satria vadin’olona.”+ Joela 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Midradradradrà toy ny virjiny misikina lamba gony,+ eny, toy ny virjiny mitomany noho ny amin’ilay lehilahy ho vadiny.
3 Dia tonga teo amin’i Abimeleka tao amin’ny nofy Andriamanitra tamin’ny alina, ka niteny hoe: “Ho faty ianao noho ny amin’io vehivavy nalainao io.+ Efa misy tompony mantsy izy, satria vadin’olona.”+
8 Midradradradrà toy ny virjiny misikina lamba gony,+ eny, toy ny virjiny mitomany noho ny amin’ilay lehilahy ho vadiny.