2 Samoela 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tonga ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda,+ ka tao no nanosorany+ an’i Davida ho mpanjakan’ny taranak’i Joda.+ Ary nisy tonga nilaza tamin’i Davida hoe: “Ireo lehilahy any Jabesi-gileada no nandevina an’i Saoly.” 2 Samoela 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tao Hebrona no nanjakany teo amin’ny Joda fito taona sy enim-bolana,+ ary tao Jerosalema+ kosa no nanjakany teo amin’ny Israely rehetra sy ny Joda telo amby telopolo taona.
4 Ary tonga ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda,+ ka tao no nanosorany+ an’i Davida ho mpanjakan’ny taranak’i Joda.+ Ary nisy tonga nilaza tamin’i Davida hoe: “Ireo lehilahy any Jabesi-gileada no nandevina an’i Saoly.”
5 Tao Hebrona no nanjakany teo amin’ny Joda fito taona sy enim-bolana,+ ary tao Jerosalema+ kosa no nanjakany teo amin’ny Israely rehetra sy ny Joda telo amby telopolo taona.