27 Ary raha vao afa-tsaona+ ravehivavy, dia nampanalain’i Davida ho any an-tranony, ka lasa vadiny.+ Dia niteraka zazalahy taminy ravehivavy. Ratsy+ teo imason’i+ Jehovah anefa ny zavatra nataon’i Davida.
4 Aoka ho mendri-kaja eo imason’ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandrianan’ny mpivady,+ fa homelohin’Andriamanitra ny mpijangajanga sy ny mpanitsakitsa-bady.+