FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 21:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 maso ho solon’ny maso, nify ho solon’ny nify, tanana ho solon’ny tanana, tongotra ho solon’ny tongotra,+

  • Joba 31:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia aoka ny vadiko hanodina vato fikosoham-bary ho an’ny lehilahy hafa,

      Ary aoka koa ny lehilahy hafa handohalika eo ambonin’ny vadiko.+

  • Joba 34:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa araka izay ataon’ny olombelona no hamaliany+ azy,

      Ary araka izay alehany ihany no hampanodiaviny azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara