Levitikosy 18:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Aza aharihary ny fitanjahan’ny anabavinao, na ny fitanjahan’ny zanakavavin-drainao na ny zanakavavin-dreninao, na teraka tao an-trano ireo na tsia. Aza aharihary ny fitanjahany.+ Levitikosy 18:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Raha misy olona manao ny iray amin’ireo zava-maharikoriko ireo, dia haringana tsy ho eo amin’ny fireneny izy.*+
9 “‘Aza aharihary ny fitanjahan’ny anabavinao, na ny fitanjahan’ny zanakavavin-drainao na ny zanakavavin-dreninao, na teraka tao an-trano ireo na tsia. Aza aharihary ny fitanjahany.+
29 Raha misy olona manao ny iray amin’ireo zava-maharikoriko ireo, dia haringana tsy ho eo amin’ny fireneny izy.*+