2 Samoela 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nandrovitra ny akanjony i Davida,+ ary samy nanao toy izany koa ny lehilahy rehetra niaraka taminy.
11 Dia nandrovitra ny akanjony i Davida,+ ary samy nanao toy izany koa ny lehilahy rehetra niaraka taminy.