Genesisy 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+ 2 Samoela 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tonga ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda,+ ka tao no nanosorany+ an’i Davida ho mpanjakan’ny taranak’i Joda.+ Ary nisy tonga nilaza tamin’i Davida hoe: “Ireo lehilahy any Jabesi-gileada no nandevina an’i Saoly.”
10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+
4 Ary tonga ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda,+ ka tao no nanosorany+ an’i Davida ho mpanjakan’ny taranak’i Joda.+ Ary nisy tonga nilaza tamin’i Davida hoe: “Ireo lehilahy any Jabesi-gileada no nandevina an’i Saoly.”