4 Koa nahoana ny anarany no hovonoina tsy ho eo amin’ny fianakaviany, noho izy tsy nanan-janakalahy?+ Mba omeo lova eo amin’ny rahalahin-drainay re izahay e!”+
6 Ary ny zaza voalohany hatera-dravehivavy aminy no hitondra ny anaran’ilay rahalahiny efa maty,+ mba tsy ho voakosoka tsy ho eo amin’ny Israely ny anarany.+