Genesisy 32:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy i Jakoba raha vao nahita an’ireo: “Tobin’Andriamanitra ity!”+ Koa nataony hoe Mahanaima+ ny anaran’io toerana io. Josoa 13:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 ny faritra manomboka eo Mahanaima,+ ary anisan’izany koa i Basana manontolo, izany hoe ny faritra rehetra nofehezin’i Oga mpanjakan’i Basana,+ sy ny tanàna tranolay rehetran’i Jaira+ izay any Basana, dia tanàna enimpolo. 2 Samoela 17:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary tonga tany Mahanaima+ i Davida, fa i Absaloma sy ny lehilahy israelita rehetra niaraka taminy kosa niampita an’i Jordana.
2 Dia hoy i Jakoba raha vao nahita an’ireo: “Tobin’Andriamanitra ity!”+ Koa nataony hoe Mahanaima+ ny anaran’io toerana io.
30 ny faritra manomboka eo Mahanaima,+ ary anisan’izany koa i Basana manontolo, izany hoe ny faritra rehetra nofehezin’i Oga mpanjakan’i Basana,+ sy ny tanàna tranolay rehetran’i Jaira+ izay any Basana, dia tanàna enimpolo.
24 Ary tonga tany Mahanaima+ i Davida, fa i Absaloma sy ny lehilahy israelita rehetra niaraka taminy kosa niampita an’i Jordana.