1 Samoela 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Afa-nandositra anefa i Abiatara,+ iray tamin’ny zanakalahin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba, ka nitsoaka mba hanaraka an’i Davida. 1 Samoela 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Davida tamin’i Abiatara+ mpisorona zanak’i Ahimeleka: “Mba ento kely etỳ amiko ny efoda!”+ Koa nentin’i Abiatara teo amin’i Davida ny efoda.
20 Afa-nandositra anefa i Abiatara,+ iray tamin’ny zanakalahin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba, ka nitsoaka mba hanaraka an’i Davida.
7 Dia hoy i Davida tamin’i Abiatara+ mpisorona zanak’i Ahimeleka: “Mba ento kely etỳ amiko ny efoda!”+ Koa nentin’i Abiatara teo amin’i Davida ny efoda.