1 Samoela 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia nifoha maraina i Samoela mba hihaona tamin’i Saoly. Nisy nilaza taminy anefa hoe: “Nankao Karmela+ i Saoly, ka nanorina tsangambato+ hahatsiarovana ny tenany, dia niverina ary niampita nidina nankany Gilgala.”
12 Dia nifoha maraina i Samoela mba hihaona tamin’i Saoly. Nisy nilaza taminy anefa hoe: “Nankao Karmela+ i Saoly, ka nanorina tsangambato+ hahatsiarovana ny tenany, dia niverina ary niampita nidina nankany Gilgala.”