2 Samoela 17:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary i Amasa+ no notendren’i Absaloma ho lehiben’ny tafika hisolo an’i Joaba.+ I Amasa dia zanak’ilay lehilahy israelita atao hoe Jitra,+ izay nanao firaisana tamin’i Abigaila,+ zanakavavin’i Nahasy sady rahavavin’i Zeroia renin’i Joaba. 1 Tantara 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary i Abigaila niteraka an’i Amasa,+ ka i Jatera+ Ismaelita no rain’i Amasa.
25 Ary i Amasa+ no notendren’i Absaloma ho lehiben’ny tafika hisolo an’i Joaba.+ I Amasa dia zanak’ilay lehilahy israelita atao hoe Jitra,+ izay nanao firaisana tamin’i Abigaila,+ zanakavavin’i Nahasy sady rahavavin’i Zeroia renin’i Joaba.