1 Mpanjaka 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Davida rainy i Solomona.+ Dia nihamafy orina tsikelikely ny fanjakany.+ 1 Tantara 29:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Jehovah+ i Solomona ho mpanjaka handimby an’i Davida rainy, ary nahomby izay nataony.+ Dia nankatò azy ny Israelita rehetra. Salamo 132:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Efa nianiana tamin’i Davida i Jehovah,+Ka tsy hivadika amin’ny teniny mihitsy.+ Eny, efa nianiana izy hoe:“Izay aloaky ny kibonao+No hapetrako eo amin’ny seza fiandriananao.+
12 Ary nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Davida rainy i Solomona.+ Dia nihamafy orina tsikelikely ny fanjakany.+
23 Dia nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Jehovah+ i Solomona ho mpanjaka handimby an’i Davida rainy, ary nahomby izay nataony.+ Dia nankatò azy ny Israelita rehetra.
11 Efa nianiana tamin’i Davida i Jehovah,+Ka tsy hivadika amin’ny teniny mihitsy.+ Eny, efa nianiana izy hoe:“Izay aloaky ny kibonao+No hapetrako eo amin’ny seza fiandriananao.+