FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nisy lehilahy tsy manjary+ iray teo. Sheba+ no anarany, ary zanak’i Bikry Benjaminita izy. Nitsoka anjombona izy+ ka niteny hoe: “Tsy manana anjara amin’i Davida na lova eo amin’ny zanak’i Jese isika.+ Koa samia mankany amin’ny andriamaniny avy,+ ry Israely ô!”

  • 2 Tantara 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa satria tsy nohenoin’ny mpanjaka ny vahoakan’Israely manontolo, dia hoy ny navalin’izy ireo: “Inona moa no mba anjaranay amin’i Davida?+ Tsy misy lovanay ange ao amin’ny zanak’i Jese e!+ Samia mankany amin’ny andriamaniny avy,+ ry Israely ô! Karakarao amin’izay ny taranakao, ry Davida ô!”+ Dia nody tany amin’ny tranolainy avy ny Israely rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara