- 
	                        
            
            2 Tantara 12:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
13 Nanamafy orina ny toerany tao Jerosalema i Rehoboama Mpanjaka, ka naharitra ny fanjakany. Iraika amby efapolo taona i Rehoboama+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary fito ambin’ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema, ilay tanàna+ nofidin’i Jehovah teo amin’ny foko rehetran’ny Israely mba hametrahany ny anarany.+ Ary Nama+ no anaran-dreniny, dia i Nama Amonita.+
 
 -