2 Tantara 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nentin’i Asa Mpanjaka ny Joda+ rehetra, ka nalain’izy ireo ny vato sy ny hazo nanorenan’i Basa+ ny tanànan’i Rama.+ Dia ireny no nampiasain’i Asa hanorenana an’i Geba+ sy Mizpa.+
6 Ary nentin’i Asa Mpanjaka ny Joda+ rehetra, ka nalain’izy ireo ny vato sy ny hazo nanorenan’i Basa+ ny tanànan’i Rama.+ Dia ireny no nampiasain’i Asa hanorenana an’i Geba+ sy Mizpa.+