-
1 Mpanjaka 8:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Koa ankehitriny, ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô, tanteraho amin’i Davida raiko mpanomponao ilay fampanantenana nataonao taminy hoe: ‘Hisy olona avy amin’ny taranakao foana eo anatrehako, dia olona hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny Israely,+ raha mitandrina ny ataony ny taranakao ka mandeha eo anatrehako, tahaka ny nandehananao teo anatrehako.’
-