FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 24:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nihazakazaka nitsena azy avy hatrany ilay mpanompo, ka niteny hoe: “Mba omeo rano kely amin’ny sininao aho hosotroiko!”+

  • Matio 10:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Ary izay manome rano mangatsiaka na eran’ny kaopy fotsiny aza, hosotroin’ny iray amin’ireto madinika ireto satria fantany fa mpianatro ilay omeny, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho very mihitsy ny valisoany.”+

  • Jaona 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tonga hantsaka ny vehivavy samaritanina iray, ary hoy i Jesosy taminy: “Mba omeo rano aho hosotroiko.”

  • Hebreo 11:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Notoraham-bato+ izy ireo, niharam-pitsapana,+ notsofana, maty+ ripaky ny sabatra, nirenireny nitafy hoditr’ondry+ sy hoditr’osy, sady tsy nanana na inona na inona,+ nizaka fahoriana,+ nampijalina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara