Fitomaniana 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsara kokoa ny nanjo an’ireo matin-tsabatra+ noho ireo matin’ny mosary,+Satria noho ny tsy fisian’ny vokatra eny an-tsaha, dia reraka toy ny hoe voatrobaka ireo matin’ny mosary.
9 Tsara kokoa ny nanjo an’ireo matin-tsabatra+ noho ireo matin’ny mosary,+Satria noho ny tsy fisian’ny vokatra eny an-tsaha, dia reraka toy ny hoe voatrobaka ireo matin’ny mosary.