Asan’ny Apostoly 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy afaka manaporofo+ an’ireo zavatra iampangany ahy ankehitriny koa ireo. 2 Petera 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 indrindra fa ireo mandeha araka ny filan’ny nofony ka tonga maloto,+ ary manamavo ny manana fahefana.+ Sahisahy sy be di-doha izy ireo ka tsy mangovitra eo anoloan’ireo manana voninahitra, fa manevateva+ kosa. Joda 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Manaram-po amin’ny nofinofy toy izany koa anefa ireny olona ireny,+ ka mandoto ny nofo, sy tsy miraharaha ny manana fahefana,+ ary manevateva ny manana voninahitra.+
10 indrindra fa ireo mandeha araka ny filan’ny nofony ka tonga maloto,+ ary manamavo ny manana fahefana.+ Sahisahy sy be di-doha izy ireo ka tsy mangovitra eo anoloan’ireo manana voninahitra, fa manevateva+ kosa.
8 Manaram-po amin’ny nofinofy toy izany koa anefa ireny olona ireny,+ ka mandoto ny nofo, sy tsy miraharaha ny manana fahefana,+ ary manevateva ny manana voninahitra.+